- Publicité SW45 -
samedi, juillet 27, 2024
AccueilFaits-DiversFanondranana volamena : Nandoa lamandy dia afaka ireo karàna roa

Fanondranana volamena : Nandoa lamandy dia afaka ireo karàna roa

Tsy notazomina am-ponja fa kosa nandoa ny lamandy na “transaction douanière” mifanandrify amin’ny lanjan’ireo volamena saika navoaka an-tsokosoko, dia nahazo fahafahana ireo karàna roa. Mpianaka izy ireo raha araka ny fantatra. Volamena 1,7 kilao no nafenin’izy ireo tao anatin’ny entany. Efa tafiditra tany anaty fiaramanidina vao sarona ary avy tao no navoaka taty ivelany indray ireo karàna roa. Mipetraka ny fanontaniana hoe rehefa inona no mivadika ho raharaham-pitsarana ny fanondranana volamena ary rehefa inona no mijanona ho fandoavana lamandy dia tapitra…

D.R

- Publicité -
- Publicité Google Ads -
Suivez nous
387,795FansJ'aime
7,021SuiveursSuivre
1,030AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser