- Publicité -
lundi, juin 16, 2025
AccueilFaits-DiversFaradofay : Tsy nahita rano hidiovana sy hosotroina ny mponina

Faradofay : Tsy nahita rano hidiovana sy hosotroina ny mponina

Mbola fijaliana ihany no mahazo ny mponina ao amin’ny kaominina ambonivohitr’i Faradofay.  Izany dia vokatry ny fahatapahan’ny paompin-drano, na bornes fontaines.Tsy fantatra ny antony. Ny jirama rahateo tsy nanao filazana. Tompon-trano mihono tsy mahalala na inona na inona ny mpanjifa. Na ny rano hidiovana sy hosotroina aza tsy misy. Voatery any  amin’ny farihin’i Lanirano sy amin’ireo vovon-drano tsy azo antoka no mifatratra maka rano, lavitry ny tanàna. Ireo ampy fivelomana  mianona amin’ny fividianana eau vive, toy ny mahazatra azy ireo.

RFA

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser