- Publicité -
dimanche, juillet 6, 2025
AccueilFaits-DiversFaratsiho : Mpivarotra voatafika, vola an-tapitrisany no lasa

Faratsiho : Mpivarotra voatafika, vola an-tapitrisany no lasa

Ny zoma  9 novambra lasa teo, tokony ho tamin’ny 9 ora alina, raha iny tsy nisy nanampo na inona na inona  iny, ny mponina ao Ambohinjanakantitra, fokontany Analamanantena-Amboborina, dia nitrangana fanafihan-jiolahy mitam-piadiana mahery vaika. Lasibatra tamin’izany ny mpivarotra,  voadaroka ny loham-pianakaviana. Lasan’ireo jiolahy ny vola an-tapitrisany. Noho ny tampoka tsy maha lehilahy sy ny hery tsy mitovy, dia nanararaotra ireo mpanao ratsy, satria tsy afaka nanao na inona na inona ny fokonolona. Nentina notsaboina any an-drenivohitra ny raim-pianakaviana.

Anastase

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici