- Publicité -
lundi, juin 23, 2025
AccueilFaits-DiversFaritra Anosy : Nanome baiko manokana ny fiadidiana ny Repoblika

Faritra Anosy : Nanome baiko manokana ny fiadidiana ny Repoblika

Kaominina efatra ao amin’ny faritra Anosy no isan’ny tena hivoahan’ny hazo sarobidy any Atsimo. Raha araka ny loharanom-baovao akaiky ny zandary dia nanome baiko manokana ny filohan’ny Repoblika Hery Rajaonarimampianina ny amin’ny hijeren’ny mpitandro ny filaminana akaiky an’izany toe-javatra izany. Tsy niandry ela fa nisy avy hatrany ny mpitandro ny filaminana nalefa any amin’ireo toerana efatra mba hanatanterahina ny baikon’ny Filoha.

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser