- Publicité -
samedi, juillet 5, 2025
AccueilFaits-DiversFianarantsoa : Adala nitsoraka avy eny ambony taksiborosy, torana naratra mafy

Fianarantsoa : Adala nitsoraka avy eny ambony taksiborosy, torana naratra mafy

Lehilahy iray sahabo ho 35 taona, izay voalaza fa marary saina no torana tsy nahatsiaro tena sy naratra mafy vaky loha rehefa avy nitsambikina avy teny ambony taksiborosy nitondra azy, afak’ omaly antoandro, tao Beravina Fianarantsoa, amin’ny lalam-pirenena fahafito iny. Raha ny vaovao voaray avy any an-toerana dia avy any Alakamisy Ambohimaha nentin’ny havany hotsaboina ao Fianarantsoa ilay raim-pianakaviana adala no nihetsika tampoka teny an-dalana tao anaty fiara nandehanany ny aretiny. Vaky tanteraka hatramin’ny fitaratr’ ilay fiara fitateram-bahoaka nitsorahany, ary nijininika teo amin’ny arabe ny rà.

Eric Manitrisa

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici