- Publicité SW45 -
lundi, juillet 1, 2024
- Publicité -
AccueilFaits-DiversFiarovana ny ankizy : Mijoro ao Moramanga ny tambajotra

Fiarovana ny ankizy : Mijoro ao Moramanga ny tambajotra

Mijoro eto amin’ny distrikan’i Moramanga ny tambazotran’ny fiarovana ny ankizy tsy ampy  taona; izay handraisan’ireo minisitera  rehetra voakasika  anjara sy ny ben’ny tanàna enina ao an-toerana. Hentitra ny eo anivon’ny mpitandro filaminana raha nanambara tamin’ny mpanao gazety, fa tsy hilefitra amin’ireo izay tratra manao ny fandikan-dalàna mifandraika amin’izany. Samy tomponandraikitra daholo amin’ny fitaizana ny ankizy, fa tsy tokony hifanjanan’ny mpampianatra sy ny ray aman-dreny hoy ny talem-paritr’ity minisiteran’ny mponina. Handray ny fankalazana ny andron’ny ankizy afrikana maneran-tany ny distrikan’i Moramanga amin’ny 16 jiona izao ary ankizy manodidina ny 1500 no andrasana amin’io andro io.Hitety sy hanao fanentanana eny anivon’ireo kaominina ireo no hitsidika sy hanao fanentanana eny anivon’ny sekoly ary ny fitsirihana ireo efitrano hampiantranoana ankizy sy ny karaoke eny anivon’ny fokontany ireny no anisan’ny asa miandry ireo olon’ny tambajotra.

Cathy

- Publicité -
- Publicité Google Ads -
Suivez nous
276,361FansJ'aime
4,243SuiveursSuivre
611AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici