- Publicité -
mardi, novembre 18, 2025
- Publicité -
AccueilFaits-DiversFiarovana ny farihin’Andraikiba : Mbola maro ny asa miandry

Fiarovana ny farihin’Andraikiba : Mbola maro ny asa miandry

Mbola maro ny asa miandry amin’ny tetikasa fiarovana ny farihin’Andraikiba, isan’ny nivoitra izany nandritra ny atrikasa niarahana tamin’ireo mpisehatra rehetra.

Atrikasa nentina namelabelarana ny asa rehetra vita sy mbola miandry, marihina fa ny UNESCO no miara miasa amin’ny ministera amin’ity tetikasa ity izay vatsian’ny governemanta Koreana vola.

Mitombo ny tsindry avy amin’ny fampiasana ny rano miaraka amin’ny fiovaovan’ny toetry ny andro izay lasa mitarika ny fahenan’ny sata amin’ny “hydrologique” sy ny “hydro chimique”. Nasiam-pandinihina ihany koa ny tokony hametrahana fifanekena handraisan’ny mpisehetra rehetra anjara ho entina mitantana ny “station météorologique”izay hapetraka ao Andraikiba. Mba afahana mametraka rafitra fitantanana azo antoka sy mahomby dia tokony hamafisina ny fanaraha maso.

Andry N

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici