Ao anatin’ny fankalazana ny faha-150 taona niorenan’ny Fjkm Amboniloha Jerosalemako amin’ity taona ity dia hanantanteraka fivoriambe ny fikambanan’ny Taranak’Amboniloha, ny zoma 15 Aogositra ho avy izao, amin’ny 3 ora folakandro ao amin’ny efitrano malalaky ny Sekoly Sedera Fjkm Amboniloha. Hampitaina amin’io ny andinindininy amin’ny fandaharana. Entanina ny mpiray fikambanana ho tonga maro.
Fikambanan’ny Taranak’Amboniloha
Articles qui pourraient vous intéresser





