- Publicité -
dimanche, juillet 6, 2025
AccueilFaits-DiversFikambanan’ny vady polisy sy ny polisy vavy : Hotanterahina any Toliary ny...

Fikambanan’ny vady polisy sy ny polisy vavy : Hotanterahina any Toliary ny zaikabe andiany faharoa

Hatao ny 09 ka hatramin’ny 12 oktobra 2019 ny zaikabe andiany faha-2 an’ny Fikambanan’ny Vady Polisy sy ny Polisy Vavy na FIVAPOVA  izay hatao any  Toliary.
Mpizaika mahatratra 2000 mahery no andrasana any Toliara, avy amin’ny lafy valon’ny nosy satria misy FIVAPOVA avokoa ny sampandraharahan’ny polisim-pirenena manerana ny nosy
« Vehivavy misitraka ny zony, antoky ny fampivoarana ». Io no lohahevitra hitondrana ity hetsika ity, izay ahitana carnaval, fifaninanana ara-panatanjahan-tena, fifaninanana vakodrazana, fifafinanana hatsaran-tarehy sy bika, tsenan-kevitra mahakasika ny zon’ny vehivavy, fivoriambe ara-potoana ary faranana amin’ny alavoly sy nofon-kena mitam-pihavanana.
Nangonin Anastase

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

1 COMMENTAIRE

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici