- Publicité -
mardi, février 24, 2026
AccueilFaits-DiversFikarohana an'i DDJ sy Rijason : Niakatra Ar.7 tapitrisa indray ny tambiny

Fikarohana an’i DDJ sy Rijason : Niakatra Ar.7 tapitrisa indray ny tambiny

Isan-kerinandro dia misy manampy hatrany ny vola izay homena tambiny ho an’izay mahatratra na manome vaovao mety hahazoana an-dRalaivita Tsilavonarivo sy Rijason Fenohery. Izy roa ireo dia mpikarama an’ady eo amin’ny tambajotra sosialy ary mpamotika ireo olona izay mitabataba sy tsy mankato amin’ny tambajotra sosialy tamin’ny fitondràna teo aloha. Efa namoahana didy fampisamborana rehefa nanjavona ary tsy hita izay niafenany hatramin’izao. Ankehitriny dia efa tafakatra 7.000.000 Ariary ny saran’ny fisamborana na fanomezam-baovao marim-pototra momba azy roa lahy.

D.R

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici