Omaly no nivoaka ny filazana fikarohana azy manerana ny Nosy. Orinasa miandraikitra « forage » no tantànan’i Betsaroana Jean Didier izay tadiavin’ny polisy eo anivon’ny brigade criminelle ankehitriny. Raha araka ny fanampim-panazavana avy amin’ny polisy dia fisolokiana sy fampiasanàna seky tsy misy anto-bola no anenjehana azy. Saika isan-kerinandro dia misy hatrany ny olona karohina ankehitriny noho ny fisolokiana. Ary olona mba metimety sy mitazona andraikitra ambony amin’ny orinasa izany, raha ny tsikaritra tato ho ato. D.R
Fisolokiana : DG iray karohin’ny polisy
Articles qui pourraient vous intéresser




