- Publicité SW45 -
dimanche, avril 28, 2024
AccueilFaits-DiversFJKM Ambohimamory : Jobily volafotsin’ ny pasitora Randriamisata Roger

FJKM Ambohimamory : Jobily volafotsin’ ny pasitora Randriamisata Roger

Ny Pasitora Randriamisata Roger mivady
Ny Pasitora Randriamisata Roger mivady

“Nefa tsy ataoko ho zavatra akory ny aiko, mba hahavita ny halehako, dia ny fanompoana izay noraisiko tamin’i Jesosy Tompo hanambara ny falazantsaran’ny fahasoavan’Andriamanitra”- Asa: 20/24. Io teny noraisina tao amin’ny baiboly io no hifantohan’ny fankalazana ny jobily volafotsy 25 taona ny naha mpitandrina an’Atoa Randriamisata Roger mivady. Nisokatra omaly maraina tamin’ny 7.30mn ny fankalazana an’io jobilin’ny mpitandrina ao amin’ny FJKM Ambohimamory Malala Orimbato io, tamin’ny alalan’ny fotoam-pivavahana, ary ny hariva dia nisy hira sy hetsika ara-pilazantsara nifandrimbonan’ny Sampana sy fikambanana rehetra ao amin’ny FJKM Ambohimamory. Fa ny ivon’ny jobily kosa dia ny alakamisy 03 jolay 2014 iarahana amin’ny sampana 10 sy ny foibe FJKM. Fa ny alahady 06 jolay kosa dia iarahan’ny Reny fiangonana sy ny ZA.

RAJAOFERA Eugène

- Publicité Google Ads -
Suivez nous
276,361FansJ'aime
4,243SuiveursSuivre
611AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser