- Publicité -
vendredi, septembre 19, 2025
AccueilFaits-DiversFJKM Amboniloha : Hankalaza ny faha-150 taona

FJKM Amboniloha : Hankalaza ny faha-150 taona

Hosokafana amin’ny alahady faha-12 janoary izao ny fankalazana ny faha-150 taona ny FJKM Amboniloha Jerosalemako, ao amin’ny synodam-paritany Antananarivo Andrefana. Amin’io fotoana io ny fametrahana ny Vato Fehizoro. Ny mpitandrina, ny komitin-jaobily dia manasa antsika mpianakavian’ny Finoana sy ny Taranaka rehetra, ny eto an-toerana sy ny any am-pielezana, hiara-kiombom-po, saina sy Fanahy amin’io fotoana io.

“Ny Fanorenana mafy nataon’Andriamanitra dia miorina tsara sady manana izao tombokase izao”, II Tim : 2 – 19 a.

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser