- Publicité -
jeudi, mai 15, 2025
AccueilFaits-DiversFJKM Amboniloha Jerosalema

FJKM Amboniloha Jerosalema

Ho fankalazana ny faha-50 taonany, ny antoko mpihira Tsantavaovao avy ao amin’ny fiangonana Fjkm Amboniloha Jerosalema dia manomana fiaraha-misakafo, izay hatao rahampitso alahady 30 novambra, eny amin’ny café d’Ampasimbe, lalam-pirenena faharoa. Hisy ihany koa ny fiarahana miombom-bavavaka ny alahady 14 desambra, ho avy izao, izay ivon’ny jôbily, araka ny fantatra hatrany. Koa dia faly manasa ny rehetra araka izany ity antoko mpihira ity, miaraka amin’ny mpitandrina, ho tonga hanotrona azy ireo amin’izany hetsika hatao izany.

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser