- Publicité -
mardi, juin 24, 2025
AccueilFaits-DiversFJKM Amparibe Famonjena : Konseritra hanamarihana ny 45 taonan’ny Hasin’ ny...

FJKM Amparibe Famonjena : Konseritra hanamarihana ny 45 taonan’ny Hasin’ ny Famonjena

Hanatanteraka  Konseritra  lehibe ny  antoko mpihira Hasin’ny Famonjena,  ho fanokafana ny fankalazana ny faha-45 taonany  amin’ny asabotsy 20 desambra izao amin’ny 6ora sasany hariva ao amin’ny FJKM Amparibe Famonjena. Hotanterahany amin’izany  ny hiran’ireo mpamoronkira ao amin’ny fiangonana amin’ny tapany voalohan’ ny fotoana  ary hira noely ny tapany faharoa. Ho tokanana ny alahady izao ihany koa ny studio izay tsangambaton’ny 40eme anniversaire an’ny Hasin’ny Famonjena. Aza hadinoina ny fotoana ary tongava maro.

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser