- Publicité -
jeudi, mai 15, 2025
AccueilFaits-DiversFJKM Ampasika Maritiora : Fanompoam-pivavahana ho amin’ny jobilin’ny mpitandrina

FJKM Ampasika Maritiora : Fanompoam-pivavahana ho amin’ny jobilin’ny mpitandrina

Dia hametraka ny anarako amin’ny Zanak’Israely izy; ary izaho hitahy azy”  Nomery 6 : 27

Ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra  noho ny fandehanan’ny Mpitandrina Rajaobelina Seth  mivady hisotro ronono , ny komity sy ny fiangonana manontolo, dia faly manasa antsika hiara-kiombom-bavaka amin’izy ireo ny asabotsy 04 oktobra 2014 ho avy izao, eny an-toerana. Ny fotoana dia  hotarihin’ny Synodam-parintany Antananarivo Andrefana.  Ny alahady  05 oktobra kosa dia ny reny fiangonana sy ny zanaka am-pielezana no mitarika ny fotoana.

Trano no hatolotra azy ireo amin’ity fankalazana ny jobilin’izy ireo ity, ka horaisina an-tanandroa ny fanampiana  ataontsika amin’ny famitana tanteraka izany,  toy ny fanafoana ,  ny  ezaka  varavarambe sy varavarankely, etsetra.

Ho an’Andriamanitra irery anie  ny voninahitra.

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser