- Publicité -
samedi, juillet 5, 2025
AccueilFaits-DiversFjkm Ampasika Maritiora : Hankalaza ny fetin ‘ny taranaka

Fjkm Ampasika Maritiora : Hankalaza ny fetin ‘ny taranaka

Antsoina isika kristiana rehetra  zanaka ampielezan’ny fitandremana FJKM  Ampasika maritiora hanome voninahitra an’Andriamanitra, amin’ny alàlan’ny fanompoam-pivavahana;  izay hatao amin’ny  Alahady izao manomboka  amin’ny 9 ora sy sasany maraina. Aorian’ny fanompoam-pivavahana dia hisy fandraisan-tànana ireo zanatsika afa-panadinana ara-panjakana ary fandraisana ireo fanatitra hataontsika ho fampiroboroboana ny  asan’ny Tompo. Hisy fiara iombonana hiainga eo amin’ny CEG Antanimena amin’ny 7ora sy sasany ,  ary hisy ihany koa sakafo maivana izay  hamidy eny an-toerana. Koa manantena antsika rehetra ho tonga maro hanome voninahitra an’Andriamanitra.

N.R

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici