- Publicité -
lundi, septembre 22, 2025
AccueilFaits-DiversFJKM Andranotsimihozo Famonjena : Vokadehibe amin’ny ny alahady 8 jona

FJKM Andranotsimihozo Famonjena : Vokadehibe amin’ny ny alahady 8 jona

Hotanterahina amin’ny alahady faha-8 jona izao ny voka-dehibe eto amin’ny Fitandremana Andranotsimihozo Famonjena. Izany dia araka ny fandaharam-potoana efa raikitra. 2 tapitrisa Ariary no tanjona amin’izany. Hasaina ny rehetra terak’io Fiangoanana io, na ny aty am-pielezana na ny any an-toerana, ho tonga hanotrona ity fotoan-dehibe ity. Ny fandraisanao anjara no antoky ny fahavitan’ny fiangonanana ny adidiny.

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser