- Publicité -
samedi, septembre 12, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversFJKM Antsampandrano Mananara : Fetin’ny Taranaka

FJKM Antsampandrano Mananara : Fetin’ny Taranaka

Hotanterahina rahampitso alahady faha-26 oktobra ny Fetin’ny Taranaka ao amin’ny FJKM Antsampandrano Mananara. Anasana ireo rehetra, na ny any an-toerana na ny aty amp-pielezana, izany fotoan-dehibe izany. Hanomboka amin’ny 9 ora ny fotoam-pivavahana. Ho antsika aty Antananarivo dia hisy ny fiara iombonana izay horaisina eo amin’ny « Immeuble Soloprix Andravoahangy ». Amin’ny 6 ora sy sasany tsy diso ny fiaingana. Izay tsy mbola nisoratra anarana dia afaka manao izany eny Anjanahary, ao amin’ny Giga Plus. Koa alao hery ary ry Taranaka rehetra.

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser