- Publicité -
lundi, juillet 7, 2025
AccueilFaits-DiversFJKM Antsampandrano Mananara : Sakafom-pifaliana hampitaovana ny Akany

FJKM Antsampandrano Mananara : Sakafom-pifaliana hampitaovana ny Akany

Mikarakara sakafom-pifaliana, ny FJKM Antsampandrano Mananara, ny sabotsy 28 martsa izao, eny amin’ny Batou Beach Ambohimanambola. Hetsika izay hampitaovana ny Akany Fifaliana sy hikarakarana ny fanaka ao anatiny. Antsoina araka izany ireo rehetra taranaky ny fiangonana ho tonga handray anjara amin’ity hetsika ity. Ireo mbola tsy nahazo ny tapakila fandraisana anjara, dia afaka manatona ireo komitin’ny zanaka am-pielezana akaiky azy. Hisy fiara mitatitra raisina eny Ambohijatovo io andro io amin’ny 11 ora. Hanomboka amin’ny 12 ora sa sasany ny lanonana.

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser