- Publicité -
vendredi, février 20, 2026
AccueilFaits-DiversFjkm Mahatsinjo Fanantenana : Hankalaza ny faha-150 taonany

Fjkm Mahatsinjo Fanantenana : Hankalaza ny faha-150 taonany

Fotoan-dehibe ho an’ny FJKM Mahatsinjo Fanantenana Soavinandriana Itasy (SP 29) izao faran’ny herinandro izao. Hatao eny an-tanindrazana tokoa mantsy ny sabotsy 29 septambra 2018 sy ny alahady 30 septambra 2018 ny fankalazana fisaorana an’Andriamanitra noho ny faha-150 taonan’ny fiangonana. Araka ny fandaharam-potoana, ivon’ny fankalazana ny taon-jobily ireo andro roa ireo. Manantena ny fahatongavan’ny taranaky Mahatsinjo rehetra manerana ny nosy sy ny zanaka am-pielezana  avy any am-pitan-dranomasina hiombom-bavaka sy fifaliana eny an-tanindrazana mandritra ireo roa andro ireo ny Mpitandrina any an-toerana sy ny Komitin’ny faha-150 taonan’ny FJKM Mahatsinjo Fanantenana Soaviandriana Itasy (SP 29).

H.R.

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici