- Publicité SW45 -
lundi, juin 17, 2024
- Publicité -
AccueilFaits-DiversFLM Betafo : Fetin’ny taranaka hafa kely amin’ny Pentekosta

FLM Betafo : Fetin’ny taranaka hafa kely amin’ny Pentekosta

Hanana ankony manokana tokoa raha ny fetin’ny taranaka izay hotontosain’ny Fiangonana Loterana Malagasy ao Betafo ny alahadin’ny Pentekosta izao.

Tafiditra amin’ny fiomanana  amin’ny Jobily faha-500 taonan’ny Reformasiona sy ny Jobily faha-150 taonan’ny FLM izay azo antoka fa tsy maintsy hankalazaina eto Betafo amin’ny 2017 tokoa mantsy io fotoana io ary dieny izao dia efa mihetsika ny ray aman-dreny mpitandrina ka manentana ny zanaka am-pielezana rehetra eny fa na dia ireo any ampitan-dranomasina aza.

Ho an’ireo eto Antananarivo aloha dia hisy delegasiona mafonja tarihin’ny Pastora Joseph Randriamihaja ho avy eto hifampidinika ny 11 sy 12 aprily izao. Tsy mbola voafaritra ny toerana hanaovany izany dinika sava ranonando izany saingy azo antoko kosa fa hanao tsy omby aloha ireo zanaka am-pielezana hamonjy izany fotoana izany.

Alao hery ary fa ny adidy hono tsy an’olon-dratsy.

Clément RABARY

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité Google Ads.-
Suivez nous
276,361FansJ'aime
4,243SuiveursSuivre
611AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser