- Publicité -
lundi, septembre 1, 2025
- Publicité -
AccueilFaits-DiversAmbohimalaza : Fokontany 12 isan’alina voasafo

Ambohimalaza : Fokontany 12 isan’alina voasafo

Feno zandary mihaodihaody sy manao fisafoana fokontany 12 isan’alina. Nahavelon-tsiky ny mponina izany amin’izao tany tsy milamina izao. Na dia mbola tsy tonga loatra aty aza ny onjan’ny tsy fandriam-pahalemana dia ny efa noraisinay ny fepetra dia ny fanaraha-maso ny tanàna sy ny fiarovana ny mponina, raha arak any fanazavan’ny zandarin’Ambohimalaza. Mba tsy misy tebiteby ary miaina an-kahalalahana ny olona noho ity hetsika antsoina hoe “papango” ity. D.R

- Publicité -
Suivez nous
414,384FansJ'aime
12,533SuiveursSuivre
1,820AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici