- Publicité -
samedi, février 14, 2026
AccueilFaits-DiversFolo taona no nahafaty an’Andriakoto Rivo

Folo taona no nahafaty an’Andriakoto Rivo

Feno folo taona amin’ny faha-7 febroary 2015 izao no nahafaty ny mpanao gazety Rivoherizo Andriakoto. Mahatsiaro izany ny fianakaviany ka hanao Lamesam-pahatsiarovana ny sabotsy izao ao amin’ny EKAR St François d’Assise Andravoahangy. Hanomboka amin’ny 9 ora maraina izany fahatsiarovana izany izay hanasana ireo rehetra nahafantatra azy. Nahazo ny « Prix Albert Londres » izy tamin’ny taona 2 000, anisan’ny nanadratany avo an’i Madagasikara teo amin’ny sehatry ny fanaovan-gazety. Ny faha-7 febroary 2005, nindaosin’ny fahafatesana tampoka i Rivo tao anatin’ny lanonana iray. Nifamahofaho ny fandehan-javatra tamin’izany fotoana izany. Ho an’ny fiankaviany dia toa nisy ny hasomparana. Folo taona aty aoriana, tsy mbola maty ao am-pony iny raharaha namoizany ny malalany iny.

nangonin’i r.s.

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner

S'abonner à notre newsletter

Articles qui pourraient vous intéresser

S'abonner à notre newsletter