- Publicité -
mercredi, mai 14, 2025
AccueilFaits-DiversFort dauphin : Lehilahy iray natelin’ny ranomasina

Fort dauphin : Lehilahy iray natelin’ny ranomasina

Mpiasa iray ato hoe Todison na i Faralahy, no natelin’ny honahonan-dranom-pasika, tao Mandena-Fort Dauphin. Ny alin’ny Alarobia teo sahabo ho tamin’ny 11ora alina teo. Asa alina. Amin’izao fotoana eo am-panotofana ireo lavaka nakana fasimainty ireo mpiasa. Eo amin’ny 15 ka hatramin’ny 20m ny halalin’ny toerana hototofana. Eo am-panatanterahana ny asa indrindra ity mpamily an’ilay “engine” no nihotsaka tampoka ny honahonam-pasika.Nanjavona tampoka i Faralahy sy ilay fitaovana. Eo am-pikarohana azy ireo teknisiana ankehitriny. Hatramin’izao ora andefasana ny vaovao zao, samy tsy mbola hita na i Faralahy na ilay fitaovana. Samy tsy misy niasa ny fianakaviamben’ny RioTinto Qmm, fa mbola seriny amin’ny fikarohana ny razana. Malok’ila indray ny fianakaviamben’ny fasimainty .

RFa.

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser