- Publicité -
dimanche, novembre 2, 2025
- Publicité -
AccueilFaits-DiversH.O.P.E : Loa-bary an-dasy,anio

H.O.P.E : Loa-bary an-dasy,anio

Etsy amin’ny American Center  Tanjombato, no hanatontosana ny loa-bary an-dasy ; izay karakarain’ny fikambanana H.O.P.E (Hetsika olom-pirenena Entanina). « Ny olom-pirenena resy lahatra amin’ny maha-zava-dehibe ny fifidianana », izay no lohahevitra hampahafantarina sy hofakafakaina manomboka amin’ny roa ora tolakandro. Fanentanana ny olom-pirenena mba samy handray ny andraikiny tandrify azy ka hahatomombana an-tsakany sy an-davany izany fotoan-dehibe izany (fifidianana) no tena tanjona. Afaka manatrika izany avokoa ny olon-drehetra.

D.R

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici