- Publicité -
mardi, mai 20, 2025
AccueilFaits-DiversHalatra solika : Mpiasan’ny Jirama nidoboka am-ponja

Halatra solika : Mpiasan’ny Jirama nidoboka am-ponja

Efa tambajotra kely ny miasa amin’ilay halatra solika. Miainga ao amin’ny Jirama izany ary tonga eny amin’ny mpivarotra lasantsy. Dia efa misy mpandray ihany koa izany rehetra izany. Efa fotoana ela no niasa ity andian’olona mpangalatra solika ity ary saron’ny pôlisy ihany izany rehefa nandeha ny fanadihadiana. Nidoboka am-ponja avokoa ireo izay voatondro ho tompon’antoka tamin’izany. Isan’izany ny olona iray izay fantatra fa miasa eo anivon’ny Jirama. Voasambotra ihany koa ary nidoboka eny Antanimora ny mpivarotra eo amin’ny fivarotan-tsolika iray.

D.R

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser