- Publicité -
mardi, septembre 23, 2025
AccueilFaits-DiversHaute-Matsiatra : Avy aiza ny kalachnikov?

Haute-Matsiatra : Avy aiza ny kalachnikov?

Tsy ho foana mihitsy ny asan-dahalo raha mbola miparitaka ny basy. Isan’ny mipetraka ankehitriny ny fanontaniana momba ny basy tratra teny amin’ireo zaza tsy ampy taona izay voasambotry ny zandary tany Ambohilava. Basy tsy misy tokony hampiasa azy ankoatry ny mpitandro ny filaminana ny Akm 47. Avy aiza ary izany no niavian’ireo? Toby avy aiza? Efa mba ela ihany ny niandrasana ny valim-panontaniana toa izany…
D.R

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici