- Publicité -
samedi, septembre 20, 2025
AccueilFaits-DiversHJRA : Novonjena tao ny Ministra Dadafara

HJRA : Novonjena tao ny Ministra Dadafara

Ny talata teo izy no nanao krizy tampoka nandritra ny fivoariana izay natrehany. Nentina haingana teo anivon’ny “réanimation médicale” tao amin’ny hopitaly Hjra ny tenany mba hamonjena ny ainy. Hatramin’ny omaly dia mbola nitohy notsaboina teo anivon’ity hopitaly ity mpikamban’ny governemanta ity. Raha ny tsilian-tsofina dia mety ho anio izy no hivoaka tao…

D.R

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser