- Publicité -
samedi, juin 14, 2025
AccueilFaits-DiversHotanterahana ny sabotsy 23 sy alahady 24 aogositra izao ny fetin’ny taranaka....

Hotanterahana ny sabotsy 23 sy alahady 24 aogositra izao ny fetin’ny taranaka. Ny fandaharam-potoana dia hatomboka amin’ny Rindran-kira isam-pianakaviana ny sabotsy 23 aogositra amin’ny 6 ora hariva. Ny fotoam-pivavahana ny alahady 24 kosa dia hanomboka amin’ny 9 ora maraina. Hisy ny valopy isan-taranaka sy sakafo izay karakarain’ny komity mpanomana ny fankalazana ny faha-10 taonan’ny fiaraha-miasa amin’ny mpitandrina. Ampahatsiahivina ihany fa ny ivon’ny fankalazana io faha-10 taona nitandremana io dia ny 26 oktobra ary ny sakafo iraisana dia amin’ny novambra, ka ao amin’ny Le pavé Antaninanerina no hatao.

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser