- Publicité -
mercredi, juillet 2, 2025
AccueilFaits-DiversIhorombe : Karandalina nivadika

Ihorombe : Karandalina nivadika

Mba tsy nisy ny aina nafoy. Nivadika ny karandalina izay mitondra olona efa maherin’ny 50 hiazo an’i Faradofay. Nalama ny làlana satria merikandro izay nandalovana, nisy hatramin’ny ranotrambo aza. Io ko mety ho nitarika ny loza ankoatra ny vesatra be loatra izay nozakain’ny fiara. Ankoatra ny olona marobe mantsy dia mbola misy entam-be koa vesarin’ny fiara. Eo indrindra no matetika no misy fiantraikany any amin’ny familiana ny fiarakodia izay fiara vaventy ary tsy mora entina kanefa dia ain’olona maro no miankina aminy.

D.R

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici