WordPress database error: [Disk full (/tmp/#sql-temptable-3cb-f3a46-1e1b7.MAI); waiting for someone to free some space... (errno: 28 "No space left on device")]
SHOW FULL COLUMNS FROM `db_options`

Erreur de la base de données WordPress : [Disk full (/tmp/#sql-temptable-3cb-f3a46-1e1b8.MAI); waiting for someone to free some space... (errno: 28 "No space left on device")]
SHOW FULL COLUMNS FROM `db_options`

Ihosy : Taksiborosy nivadika, mpandeha 3 maty tsy tra-drano -
- Publicité -
vendredi, mai 16, 2025

Erreur de la base de données WordPress : [Disk full (/tmp/#sql-temptable-3cb-f3a46-1e1ba.MAI); waiting for someone to free some space... (errno: 28 "No space left on device")]
SHOW FULL COLUMNS FROM `db_postmeta`

AccueilFaits-DiversIhosy : Taksiborosy nivadika, mpandeha 3 maty tsy tra-drano

Ihosy : Taksiborosy nivadika, mpandeha 3 maty tsy tra-drano

Tato anatin’ny herinandro, nanao tohivakana ny lozam-pifamoivoizana nahafatesana olona niseho tamin’ny RN7 iny. Ny narainan’ny asabotsy teo, tokony ho tamin’ny sivy ora, taksiborosy Tata iray izay mampitohy an’i Bekily sy Mahajanga no tra-doza teo am-pidinana, rehefa nandona omby iray nanapa-dalana, tamin’ny toerana antsoina hoe : Ikalamainty (7 km tsy hiditra ny tanànan’ Ihosy). Vokany : olona telo maty tsy tra-drano, ka zaza valo volana sy dimy volana ny roa tamin’ireo namoy ny ainy. Ireo naratra kosa dia efa nahazo fitsaboana sahaza azy avy tao amin’ny hopitaliben’ Ihosy. Raha ny fanazavana azo tamin’ireo mpandeha, dia nisy omby iray nanapa-dalana tampoka. Nikoropaka ny saofera raha vao nahita izany, ka tsy voafehiny intsony ny familiana ilay fiarabe nentiny, ary nivadika ambony ambany avy eo. Raha ny fantatra dia avy an’i Bekily saika hihazo an’i Mahajanga renivohitry ny Faritra Boeny ity fiara mpitatitra ity no tra-doza teny an-dalana izao.

Eric Manitrisa

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici

Erreur de la base de données WordPress : [Disk full (/tmp/#sql-temptable-3cb-f3a46-1e1bc.MAI); waiting for someone to free some space... (errno: 28 "No space left on device")]
SHOW FULL COLUMNS FROM `db_options`