- Publicité -
mercredi, décembre 3, 2025
- Publicité -
AccueilFaits-DiversIlakaka : Ankizy roa maty nihotsahan’ny trano

Ilakaka : Ankizy roa maty nihotsahan’ny trano

Namoizana ain’olona ny ora-nikija, tany Ilakaka, nanomboka ny asabotsy teo, nijojo nandritra ny telo andro. Vokatry ny orambe, trano an-jatony no nirodana sy lasan’ny rano, tafakatra an-jatony mahery ireo traboina tsy manan-kialofana voatery mipetraka amin’ny havany sy olom-patatra, ary akoho amam-borona an’arivony maty. Olona dimy nentin’ny rano. Ny tamin’ny alahady teo, araka ny vaovao voaray hatrany, dia ankizy roa maty tsy tra-drano nihotsahan’ny trano.

Eric Manitrisa

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici