- Publicité -
mercredi, mai 14, 2025
AccueilFaits-DiversIlakaka : Lehilahy iray maty tao anaty kariera

Ilakaka : Lehilahy iray maty tao anaty kariera

Tototry ny tany no nahafaty azy. Omaly tokony ho tamin’ny roa ora sy sasany no nitrangan’izany tao anatin’ny Parc Isalo, raha araka ny vaovao azo avy any an-toerana. Hatramin’ny ora nanoratana omaly dia mbola tsy hita ny razana. Manazava avy hatrany izany zava-nitranga izany fa misy manao fitrandrahana tsy ara-dalàna ao anatin’io faritra arovana io. Zava-nisy ihany izany saingy miverina indray, ary tsy ara-dalàna tanteraka, kanefa dia misy mpitandro ny filaminana miandry andro sy alina.

D.R

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici