- Publicité -
vendredi, septembre 25, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversIsotry : Jiolahy misaron-tava nanafika

Isotry : Jiolahy misaron-tava nanafika

Sady misaron-tava no mitondra basy. Tokantrano iray tetsy Isotry no voatafika ny alin’ny alakamisy hifoha zoma teo. Lasa ihany koa ny vola, ny volamena ary ny kojakoja maro tao an-tokantrano. Maro loatra ny fampiasan’ny jiolahy basy. Mila mieritreritra ny mpitandro ny filaminana ny amin’ny hisian’ny fanadihadiana lalina mba hahitana izay tena fipoiran’itony fitaovam-piadiana itony.

D.R

Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser