- Publicité -
jeudi, octobre 29, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversIsotry : Toaka gasy 260 litatra sarona

Isotry : Toaka gasy 260 litatra sarona

Nahatratra toaka gasy 12 bidao na 260 litatra, ny pôlisin’ny boriborintany fahefatra, rehefa nanao fisafoana vao maraina ny asabotsy 12 jolay 2014 tokony tamin’ny 9 ora teny amin’ny Tetezan-dRamala eny Isotry. Nafangaro tamin’ny saribao izy ireo, ka teo am-pamoahana azy no tratehaky ny pôlisy ireo toaka gasy. Mbola eo am-panaovana ny fanadihadiana izay niavian’ireto toaka gasy ireto sy ny tompony ny mpitandro filaminana amin’izao fotoana izao.

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser