- Publicité SW45 -
lundi, février 17, 2025
AccueilFaits-DiversItaosy : Andrin-jiro nirehitra nampitohana fifamoivizana

Itaosy : Andrin-jiro nirehitra nampitohana fifamoivizana

Ny alin’ny alakamisy teo tokoa, ny hariva niavian’ny orana, nitohana be ny fifamoivozana nanomboka tety amin’ny garage aty amin’ny 67 ha atsimo miazo ny lalana mankany Itaosy iny. Nisy fotoana tsy nihetsika mihitsy ny fiara ary tety amin’ny SINPA no nisy andrin-jiro  nirehitra ka anisan’ny nampitohana be ny fiara . Anisan’ny mampimenomenona ny mponina koa moa ny fahatapahan’ny jiro matetika sy maharitra.

ALEM

- Publicité -
Suivez nous
401,973FansJ'aime
9,563SuiveursSuivre
1,463AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser