- Publicité -
mardi, septembre 1, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversIvandry : Karàna nisy naka an-keriny

Ivandry : Karàna nisy naka an-keriny

Omaly alina tamin’ny 8 ora sy sasany dia nisy naka an-keriny ny teratany karàna iray, izay voalaza fa « Consul de Corée ». Tamin’ny fotoana handehanany hody no nisy nanakana ny fiarany, teny Ivandry amin’ny lalana hihazo an’Alarobia. Ny voavao no nahafantarana fa dimy ireo mpaka an-keriny ary nandeha fiara 4X4. Nitondra basy izy ireo. Nentin’ireo jiolahy nanaraka azy ilay karàna fa navelany teo kosa ny mpamily.

r.s.

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser