- Publicité -
dimanche, mai 11, 2025
AccueilFaits-DiversIvato : Fivoriana mampiahiahy

Ivato : Fivoriana mampiahiahy

Nandeha ny feo omaly ny momba ny fisian’ny fivoriana izay nampiahiahy teny Ivato. Nisy manamboninahitra maromaro, teo amin’ny sivy teo  raha araka ny heno, no tonga nanotrona an’izany ary nikaon-doha tao. Mazava hoazy fa fivoriana miafina izany ary mety mahakasika fanakorontanana indray, mba tsy hilazana fanonganam-panjakana. Ny Filoham-pirenena rahateo efa nanamarina ny fisian’izany tamin’ny herinandro ary novaliany tamin’ny teny hentitra fa tsy tokony ho izany intsony ny fijery…

D.R

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser