- Publicité -
samedi, juin 14, 2025
AccueilFaits-DiversIvato : Lozam-pifamoivoizana, potika tanteraka ilay 4X4

Ivato : Lozam-pifamoivoizana, potika tanteraka ilay 4X4

Omaly maraina be, nisy lozam-pifamoivoizana niseho teny Mamory Ivato. Ny loharanom-baovao no nahalalana fa fiara 4X4 iray nijanona tamin’ny sisin-dalana no nofahoana fiara nirimorimo mafy. Tsy fantatra na vokatr’izany fandehanana mafy izany dia tsy voafehy ny familiana, na ahona, fa dia io nandona fiara hafa io. Izao hita amin’ny sary izao, tsy misy azo raisina ny ilany havanan’ilay fiara voadona. Ilay nandona kosa dia tafajanona ihany ary nisy koa ny fahasimbana.

r.s.

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser