- Publicité -
jeudi, mai 15, 2025
AccueilFaits-DiversIvato : Olona efatra mpifoka rongony voasambotra

Ivato : Olona efatra mpifoka rongony voasambotra

Mitohy hatrany ny fanadihadiana ataon’ireo zandary eny amin’iny faritra Ivato iny, mikasika ilay trangana fampihorohorona misy eny an-toerana. Tao anatin’ny fisavana nataon’ireo zandary izay notarihan’ny Komandàn’ny kaompania Imerina « Central », dia fantatra fa olona efatra, lehilahy telo sy vehivavy iray no tratran’izy ireo teo am-pifohana sy fivarotana rongony teny an-toerana. Avy hatrany moa dia notanana natao fanadihadiana izy ireto raha ny fanazavana azo hatrany. Tsy fantatra mantsy, hoy hatrany ny loharanom-baovao raha mety hisy hifandraisana amin’ilay raharaha fidarohana olona izao fisamborana izao. Ny olona mamon-drongony mantsy, dia lasa tsy tompon’ny tenany intsony ka manaotao foana.

m.L

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser