- Publicité -
mardi, septembre 15, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversIvato : Tovolahy hita faty tao amin'ny faritry ny seranana

Ivato : Tovolahy hita faty tao amin’ny faritry ny seranana

Lehilahy 23 taona no hita nitsitra ary efa tsy nisy aina intsony tao amin’ny faritry ny seranam-piaramanidin’Ivato. Ny alatsinainy teo no tsikaritry ny mpiasa eo anivon’io toerana io izany. Rehefa nozahàna, raha araka ny fampitam-baovaon’ny mpitandro ny filaminana, dia heverina fa mamo ilay tovolahy ka tafatory tao. Eny Ambohibao-Antehiroka no monina izy, raha araka ny fanazavana azo hatrany.

D.R

Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser