- Publicité -
jeudi, juillet 10, 2025
AccueilFaits-DiversKidnapping : Nohenoina ny mpiambina ilay Karana

Kidnapping : Nohenoina ny mpiambina ilay Karana

Fantatra izao araka ny loharanom-baovoa voaray fa nohenoin’ny mpanao fanadihadiana ny mpiambina ilay karana tompon’ny Conforama nisy naka an-keriny teny Amparibe tamin’ny talata lasa teo. Voalaza mantsy fa lasan’ireo jiolahy ny basy teny aminy tamin’io andro io. Ankoatra izany, tsy misy mangirana ny amin’ity raharaha ity. Tsy misy vaovao voaray mihitsy mantsy mikasika izany. Tsy misy ihany koa fitakiana vola takalonaina.

r.s.

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici