Les imprimés sensibles étaient prévus arriver, hier, à Ivato, mais finalement le vol a été annulé. Ce sera donc à une date ultérieure. La Commission électorale nationale indépendante tient à souligner que ces dispositions ne dépendent pas d’elle. Faut-il rappeler que le président de la Ceni, Dama Arsène Andrianarisedo, est arrivé à l’aéroport d’Ivato le 23 octobre dernier, en provenance d’Afrique du Sud. Un déplacement qui avait pour objectif d’en savoir plus sur l’impression des imprimés sensibles tels que les bulletins uniques et les procès-verbaux. Notons que ces documents vont servir aux prochaines élections municipales et communales.
Recueillis par Dominique R.
KKKKKK! Hiomehezako fotsiny raha ny fahoriana! Mampme ho’a io CENI io. Mpanao film tsy misy toy izany. A côté, RAJAO est un enfant de choeur! Sérieux e! Aiza ve zavatra hiankinan’ny fiainampirenena dia ataonareo kilalao toy izao. Miendrika koa izao ary manamafy fa tsy miantehatra hafa tsy amin’ny herin’ny tenany ireo CENI sy ny forongony ireo fa manankipo amin’Andriamanitra dia NOFY izany. D rahoviana indray hono no tonga e? Ary inona ny antony tsy naha tafa azy? Tena élémentaire anie zany mampanao asa amin’olona izany dia efa maty paika avokoa ny zava-drehetra kanjo nitsefotra sa ….VOAN’NY DELESTAGE TANY AFRIKA ATSIMO!!!!!!KKKKK. Farany, n’inon’inona atao, efa vita io fifidianana io. Aza mandrevorevo isika fa ny volon-dorange no mahazo ny tanandehibe rehetra. POtsero ny voamasoko. MAHEREZA RY AKAMA A