- Publicité -
mercredi, septembre 9, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversLozam-pifamoivoizana : Fanamarihana

Lozam-pifamoivoizana : Fanamarihana

Araka ny lahatsoratra nivoaka omaly teto amin’ny gazety dia voasoratra fa nisy lozam-pifamoivoizana teny amin’ny faritry Behenjy ny alatsinainy teo. Rehefa nohamarinina anefa ny vaovao dia tany amin’ny toeran-kafa no nisy an’io loza io. Loza izay nampitohana ny fifamoivoizana nandritra ny fotoana elaela ihany teny amin’ny lalam-pirenena faha-7.

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser