- Publicité SW45 -
mardi, février 18, 2025
AccueilFaits-DiversLycée privé Rasalama : Feno 55 taona

Lycée privé Rasalama : Feno 55 taona

Hankalaza ny faha-55 taonany ny Lycée Privé Rasalama Ampandrana na ny Kolejy Rasalama telo aloha. Asaina araka izany ireo rehetra maintimolaly sy ireo rehetra nandalo tao amin’ny sekoly hivory eny an-toerana amin’ny sabotsy faha-8 febroary izao manomboka amin’ny 8 ora ka hatramin’ny 9 ora maraina hiara-hanomana ny fankalazana izany faha-55 taona izany. Maro ny zavatra hodinihina amin’izany ho enti-manana io fety io. Koa manantena ny fahatongavantsika rehetra. Ao amin’ny efitrano faha- 32 no hifamontoanana ny rehetra.

- Publicité -
Suivez nous
401,973FansJ'aime
9,563SuiveursSuivre
1,463AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser