- Publicité SW45 -
dimanche, septembre 8, 2024
AccueilFaits-DiversMaevatanana : Trafikana basy Kalachnikov, olona dimy naiditra am-ponja

Maevatanana : Trafikana basy Kalachnikov, olona dimy naiditra am-ponja

Manjaka ny varo-maizina basy any amin’ny distrikan’i Maevatanana, faritra Betsiboka iny. Araka ny efa notaterina teto amin’ny gazety, dia lehilahy iray 32 taona nitondra basy marika AKM teny an-tsena no voasambotry ny zandary nanao fisafoana. Taorian’ny famotorana sy fakana am-bavany tsy maintsy natao azy dia nanondro ny namany izy. Raikitra avy eo ny savahao eran’ny tanàna, ka bandy dimy no traingo. Amin’izao ora anoratanay izao dia naiditra am-ponja vonjimaika avokoa ireo voasaringotra amin’ity raharaha basy sy balana « kalachnikov » tany Maevatanana ity.

Manitrisa

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
387,795FansJ'aime
7,021SuiveursSuivre
1,030AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser