- Publicité -
vendredi, septembre 4, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversMaevatanàna : Tsy nanaiky lembenana ireo mpitsara

Maevatanàna : Tsy nanaiky lembenana ireo mpitsara

Niakatra fitsaràna tao Maevatanàna ity vehivavy iray, fotoana vitsivitsy lasa izay, noho ny resaka fisolokiana, ary tsy tao ihany fa tany amin’ny toeran-kafa ihany koa. Mpitsara tao amin’ny Fitsaràna ambaratonga voalohany no nisahana ny fitsaràna azy tamin’izany. Araka ny loharanom-baovao tany an-toerana dia nijoro ireo mpitsara ireo fa tsy nanaiky lembenana na dia nisy aza ny tsindry natao azy ireo. Niray feo tamin’izy ireo ihany koa ny solombavambahoaka lany tany an-toerana, Rasoarimalala Georgette, antsoina hoe “Zôry kely”. Matoky ity farany amin’ny fiaraha-miasa eo amin’ny zandary, ny mpitsara ary ny depiote.

Nangonin’i Dominique R.

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser