- Publicité -
vendredi, juillet 4, 2025
AccueilFaits-DiversMahajanga - Fanadinana bakalorea : Nihena 0,7% ny voka-panadinana 2017

Mahajanga – Fanadinana bakalorea : Nihena 0,7% ny voka-panadinana 2017

35,07% ny taham-pahafana fanadinana bakaloreo teto Mahajanga tamin’ity taona 2017 ity. Ny tolakandron’ny alakamisy hariva teo izany no navoakan’ireo tompon’andraikitra taorin’ny fanaovana ny « délibération  » ny maraina.   Nihena ny voka-panadinana,  teo amin’ny tsy fahafehezana ny taranja siantifika no olan’ireo mpianatra, araka ny fanamarihan’ireo mpitsara. Na teo amin’ny sokajy ankapobeany io na ny sokajy teknika.  Ho an’ny baka ankapobeany, 34,26% ny taham-pahafana,  55,80% kosa ny sokajy teknika. 20.743 ny isan’ireo mpiadina teto Mahajanga ka ny 7274 ihany no afaka soa aman-tsara.

Tantely Vandriam  

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici