- Publicité SW45 -
jeudi, mars 28, 2024
AccueilFaits-DiversMahajanga : Fitokonana ray aman-drenin’ny mpianatra

Mahajanga : Fitokonana ray aman-drenin’ny mpianatra

Tao amin’ny EPP  Fiofio no nitokona ireo ray aman-drenin’ny mpianatra, raha vao nahafantatra ny famindrana toerana mpampianatra FRAM sivy, avy hatrany dia nandray ny andraikiny ny tomponandraikitra ka ny fito efa tafaverina fa ny roa kosa mbola tavela any amin’ny faritra nandefasana azy ireo hiasa, ary mbola miady mafy ireo ray amn-drenin’ny mpianatra ireo ny hamerenana ny ambiny, satria ny hoavin’ny mpianatra no jerena fa tsy eo anelanelana taom-pianarana no isian’ny famindrana toerana tahak’izao.

ALEM

- Publicité Google Ads -
Suivez nous
276,361FansJ'aime
4,243SuiveursSuivre
611AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser